Entry | pondy | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [1.1] | |||||||||
Explanations in French | Comme pondipondy [1.3] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Synonyms | pondipondy | |||||||||
Entry | pondy | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tanala] vanja : Jara-pondy añefitre ka tsy ba anañam-be (zara vanja lavitry ny toby ka tsy mba ananambe) [1.78] | |||||||||
Updated on 2024/03/14 |