Entry | raisina (ray) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be received, to be accepted, to take. [1.2] | ||||||||
To be received, to be taken [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on reçoit, qu'on prend [1.8] | ||||||||
Examples | alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word raisina | ||||||||
Anagrams | isirana, raisina, siraina |
Updated on 2023/01/20 |