Entry |
ranitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
|
Explanations in English | Sharpness, keenness of edge. See rangitra
[1.2]
|
Explanations in French | état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3]
|
Explanations in English | Sharpness [1.7]
|
Explanations in French | état de ce qui est bien tranchant [1.8]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
ranitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
[ rañitra ] Sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [1.78]
|
| Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
|
Explanations in French | Concubine : celui qui entretient un concubine [1.3]
|
Examples | Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346]
|
|
Entry |
Ranitra
|
Part of speech | name (book title)
|
Author | Rajaonarison Elie |
Publishings | 1992. Mitsinjo. Width: 13.5cm. Height: 21cm. Pages: 128. Copies: 3000.
|
Tables and plates | All the titles
|
Illustrations |
|
|