Entry | rasaina (rasa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be cut up, to be carved [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [1.3] | ||||||||
Examples | ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo.
[2.59] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word rasaina | ||||||||
Anagrams | isarana, rasaina |
Updated on 2023/08/08 |