Entry | retsidretsika (retsika) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Synonyms | retsika | ||||||||||||
Updated on 2023/01/05 |