Entry | ridana | |||||||||||||||
Part of speech | participle | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | ana-dry, andray, andria, darina, nadira, ridana |
Updated on 2020/07/31 |