Entry | samily | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [angl. assembly] Fiantsoana ny miaramila mba hiangona amin' ny toerana iray, amin' ny alalan' ny bingona na ny amponga [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | English: assembly. | |
Anagrams | lamisy, milasy, misaly, samily |
Updated on 2020/07/31 |