Entry | sedraina (sedra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be tried or tested [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on met à l'épreuve [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | isedrana, sedraina |
Updated on 2023/01/20 |