Entry | sinoa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany [1.1] | |
Examples | Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana.
[2.472] | |
Origin | French: chinois. | |
Entry | sinoa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1] | |
Anagrams | Anosy, asony, osina, saino, saony, sinoa, soany, sonay, sonia |
Updated on 2020/07/31 |