Entry | sondrovaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona:
Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |