Entry | takalom-patsa vidimpihinanana | |
Elementary words | takalo ; patsa ; vidy ; fihinanana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1] | |
Updated on 2023/05/24 |