Entry | tarehy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] | |||
Explanations in English | The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7] | |||
Explanations in French | Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Compound words |
| |||
Phytonyms |
| |||
Holonym | ||||
Co-meronyms | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word tarehy | |||
Anagrams | ehitra, tarehy |
Updated on 2023/08/11 |