Entry | tokozihitra (toko, zihitra) | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Updated on 2020/07/31 |