Entry | tombanana (tombana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ambontana, tambonana, tombanana |
Updated on 2023/01/20 |