Entry | tombotomboka (tomboka) | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Endrikendrika [1.78] | |||||||||
Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1] | ||||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Synonyms | tomboka | |||||||||
Updated on 2023/01/20 |