Entry | trompetra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [1.1] | |
Examples | Tsy mbola nisy pisto tamin' izany, fa ny trompetra no malaza sy ny trompe.
[1.437] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Origin | French: trompette. | |
Updated on 2023/03/20 |