Entry | tsakatsaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | katsakatsa, tsakatsaka |
Updated on 2020/07/31 |