Entry | tsarapaka (tsapaka) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/01/20 |