Entry | tsatokaty | ||
Elementary words | tsatoka ; aty | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Karazan-dovia lalina aty fasiana ro tsangambava [1.1] | ||
[Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] tsangambava [1.78] | |||
Explanations in French | Verre à pied, éprouvette [1.13] | ||
Examples | fatra-pitady ny tsatokaty, ka hihinana amin' ny kapila: sao mitady ny malamalan-kodiavina, ka hihitsoka amin'ny' fotaka be mandrevo;
[2.588] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/07/30 |