Entry | tsentsina | |||||||||||||||
Part of speech | noun or adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Bouché [1.13] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Analogs | tampina | |||||||||||||||
Updated on 2023/06/19 |