Entry |
tsotsoka
(tsoka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [1.1]
|
Explanations in French | Sifflet des marins [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
|
Entry |
tsotsoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Nofo mihorona manarona ny filahiana [1.1]
|
Explanations in French | Prépuce [1.5]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tsotsoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tsimihety]
Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka
[1.1]
|
Explanations in French | (familier) Français. Synonymes: vozongo,
vazaha
[1.5]
|
|