Entry |
vahotra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1]
|
Explanations in English | Benumbed Perplexed [1.7]
|
Explanations in French | Engourdi Confus [1.3, 1.8]
|
| Transi, crispé par le froid Fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3]
|
Examples | nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324]
|
Derivatives |
|