Entry | vilaka | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Qui va de travers, qui dévie [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Other spellings | bilaka | ||||||||||||
Anagrams | kavaly, valaky, valika, vilaka |
Updated on 2020/07/31 |