Entry |
vinavina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [1.1]
|
Explanations in English | A conjecture [1.7]
|
Explanations in French | Conjecture, estimation [1.8]
|
| Pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13]
|
Examples |
1 | Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany.
[1.317]
|
2 | Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza.
[4.27]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
volavola |
|