Entry |
vizana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto
[1.1]
|
Explanations in English | Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
|
Explanations in French | Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
|
| Las, fatigué [1.8]
|
Examples |
1 | Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any.
[2.470]
|
2 | Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
vizana,
vizan',
visan- |
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|