Entry |
volavola
(vola)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1]
|
Explanations in English | Cooked rice made into a ball for a journey [1.7]
|
Explanations in French | Riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8]
|
Derivatives |
|
Analogs |
vinavina |
|
Entry |
volavola
(vola)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1]
|
Explanations in French | Projet; conception [1.13]
|
Examples | Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
[1.320]
|
Hyponyms |
|
|