Entry |
votsotra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
|
Explanations in English | Escaped, freed [1.7]
|
Explanations in French | échappé, libéré [1.8]
|
Examples | iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony.
[2.508]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
votsotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Zaza teraka dia maty [1.78]
|
|
Entry |
votsotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
|
Examples | Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny.
[2.643]
|
Vocabulary |
|