Entry | zinohy (zohy) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1] | ||||||
Explanations in French | Qu’on a suivi, accompagné [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voazohy | ||||||
Anagrams | hizino, zinohy |
Updated on 2023/01/20 |