Entry | izatsony (itsony) | |
Part of speech | pronoun | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony" [1.1] | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Updated on 2023/01/21 |