Entry |
izatỳ
(itỳ)
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? [1.1]
|
Explanations in French | Celui ou celle qui est là-bas, ce qui e [...] [full text in 1.5]
|
Examples | ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny;
[2.69]
|
Synonyms | ~ |
Tables and plates |
|
|