Entry | eo | ||||||
Part of speech | adverb | ||||||
Explanations in Malagasy | Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao) Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1] | ||||||
Explanations in English | Here (in sight) [1.7] | ||||||
Explanations in French | Ici (visible) [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Derivatives |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Analogs | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | ||||||
atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | |||||||
Updated on 2023/08/01 |